|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanambatambazana |
| Fototeny | 2 tambitamby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of enticing or coaxing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de cajoler
[1.3#659, 1.8] 7 l'action de caresser, de consoler, le motif [1.3#659] 8 action d'allécher [1.8] |
| Ohatra |
9 Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy.
[2.470]
10 Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|