Entry | 1 fanambinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ambina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vintana tsara avy amin' ny lahatra Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitanao fianarana talohan' ny ady |
Explanations in English |
5 [1.7] good fortune |
Explanations in French |
6 [1.8] prospérité, la chance |
Examples |
7 [2.59#] Fa fitahiana sy fanambinana avy aminy no ahefana manolotra. |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fanambinana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |