Entry (1/2) | 1 fanamiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 amy |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina 6 [1.78] [Bezanozano] fitafiana |
Explanations in English |
7 [1.7] a uniform |
Explanations in French |
8 [1.8] l'uniforme |
Examples |
9 [2.470] I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. 10 [2.996] Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. |
Entry (2/2) | 11 fanamiana |
Part of speech | 12 noun |
Root | 13 tamy |
Explanations in French |
14 [1.3] l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause |
Anagrams | 15 amafanany, anamafian, famaniana, fanamaina, fanamiana, namafanay, nanamafia |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |