Entry (1/3) | 1 fananana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 anana |
All compound words | 4 12 words containing fananana |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena 6 [1.13] harena noharin'ny tena na nolovaina |
Explanations in English |
7 [1.2, 1.7] Possessions, property |
Explanations in French |
8 [1.8] ce qu'on possède, propriété 9 [1.13] patrimoine, biens |
Examples |
10 [1.232#] Kanety telo no mba fananana. 11 [2.270#] Tsy fananana va ny zanany maro? 12 [2.69#] Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! |
Article |
13 Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 14 fananana |
Part of speech | 15 noun |
Root | 16 hana |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Fakana na fisamboram-bola misy zanany |
Entry (3/3) | 18 fanañaña |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
hadisoam-panantenana |
Anagrams | 21 anafanan, fanañaña, fananana, nafanana, nanafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |