|
|
|
|

Teny iditra1  fanantana
Fototeny  2 tantana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona
5 Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. [1.2]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02