|
|
|
|

Entry1  fanantatra
Part of speech  2  noun
Root  3  santatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany
Explanations in French  5  [1.3#577] Ce qu’on peut commencer, manière de commencer
Examples  6  [2.472#] Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona.

Updated on 2025/07/29