|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanantazana |
| Fototeny | 2 tanty |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony: Fanantazana rakitra
5 Fandraisana zavatra amin' ny tanana velarina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of collecting in a basket
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de ramasser dans un panier, de recevoir dans les deux mains
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|