Entry | 1 fanapahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tapaka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao |
Explanations in English |
9 [1.7] the act of cutting; the act of deciding; government, authority |
Explanations in French |
10 [1.8] action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité 11 [1.13] coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation |
Examples |
12 [1.320#] Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. 13 [2.298#] Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! |
Analogs | 14 fandidiana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |