Entry | 1 fanaparitahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 paritaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray |
Explanations in French |
5 [1.3#479] l'action d'éparpiller 6 [1.13] dispersion, distribution réseau |
Examples |
7 [2.445#] fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao; 8 [1.369#] Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana. |
Anagrams | 9 fanaparitahana, pahafantaranay |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |