|
|
|
|

Teny iditra1  fanaparitaka
Fototeny  2 paritaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony
5 Azo aparitaka, tokony haparitaka: Tsy fanaparitaka ny vaovao tahaka izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12