|
|
|
|

Teny iditra1  fanaporofoana
Fototeny  2 porofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de prouver, la preuve [1.3#493]
6 démonstration [1.13]
Ohatra  7  Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519#]
8  Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12