|
|
|
|

Teny iditra1  fanaratsiana
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 evil speaking, slander [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 calomnie [1.3#516, 1.8]
6 L’action de dénigrer, de rendre laid [1.3#516]
7 dénigrement [1.8]
Ohatra  8  Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka. [1.519#]
9  Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa. [1.369#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02