|
|
|
|

Teny iditra1  fañare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo akambana amin' ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo
Mpanahaka  5  fihara

Fivaditsoratra  fañare, 6 fanera, 7 ferana, feraña, 8 Refana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21