Entry | 1 fanariana |
Root | 2 ary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3] 5 vidange, évacuation [1.13] |
Examples |
6 Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
[2.472]
7 Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470] |
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Anagrams | 10 fanairana, 11 fanaraina, 12 fanariana, 13 fianarana, 14 fiaranana, 15 ifaranana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |