|
|
|
|

Teny iditra1  fanasidiondiona
Fototeny  2 sidiondiona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manasidiondiona, mampivezivezy (olona) atsỳ sy arỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12