|
|
|
|

Entry1  fanasongadinana
Part of speech  2  noun
Root  3  songadina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanendahan-damba olona, fampiboridanana
Fanaovana izay hampisongadina, hampiavaka tsara, hampivongady

Anagrams  5  fanasangodinana, fanasongadinana

Updated on 2025/01/21