Entry | 1 fanatamberenana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tamberina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandehanana dia miverina indray; fampihodinkodinana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialany indray |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |