|
|
|
|

Teny iditra1 fanatevenana
Fototeny  2tevina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de rendre épais, le motif [1.3]
Ohatra  6 ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy; [2.117#5]
7 Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina. [4.27#2012/12/31]
Tsipelina hafa  8fanatevezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12