|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatona |
| Fototeny | 2 hatona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba fanakaikezana
5 Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Manière de s’approcher, celui dont on s’approche
[1.3#225] |
| Ohatra |
7 Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay.
[2.928#]
|
| Fivaditsoratra | fanatona, 8 fanotana, 9 tafonana, 10 tonafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|