|
|
|
|

Entry1  fanatonana
Part of speech  2  noun
Root  3  hatona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanakaikezana
Explanations in French  5  [1.3#225] L’action de s'approcher, la cause
Examples  6  [4.27#] Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah.
7  [2.472#] Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia.

Anagrams  8  antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana

Updated on 2025/07/29