|
|
|
|

Teny iditra1  fanatrotrongy
Fototeny  2 trotrongy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin' ny tany ny lohany
5 Azo atrotrongy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12