|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsatsaka
Fototeny  2 tsatsaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatsetsaka, mandrehitra, manatsolo afo, mamotsy vary farany
5 Azo tsetsahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12