|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatsatso |
| Fototeny | 2 tsatso |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy
5 Azo tsatsoina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut rendre fade, manière de rendre fade
[1.3#756] |
| Ohatra |
7 mamo-savy ihany ka mafy la, ka ódy mahery no antenaìna, fanatsatso rano no ianteherana, fande-vonana no iankinana;
[2.857#]
|
| Kamban-teny rehetra | 8 fanatsatsorano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|