|
|
|
|

Entry1  fanatseforana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsefotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanapoahana vanja amin' olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany

Updated on 2025/07/29