Entry (1/3) | 1 fanatsika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hatsika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso |
Entry (2/3) | 5 fanatsika |
Part of speech | 6 noun |
Root | 7 tsika |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany |
Entry (3/3) | 9 fanatsika |
Part of speech | 10 adjective |
Root | 11 tsika |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Azo tsihina |
Anagrams | 13 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |