|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanatsikalana |
| Fototeny | 2 tsikala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasiana tsikala na tsikalana
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fanatsikalanana |
| Teny iditra (2/3) | 6 fanatsikalana |
| Fototeny | 7 tsikala |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fomba entina manatsikala, manisy tsikala
[1.1] |
| Tovy hevitra | 10 fanatsikala |
| Teny iditra (3/3) | 11 fanatsikalana |
| Fototeny | 12 tsikala |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Azo tsikalana
[1.1] |
| Tovy hevitra | 15 fanatsikala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|