|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanatsikera
Fototeny  2 tsikera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière de diviser [1.3#767]

Teny iditra (2/2)6  fanatsikera
Fototeny  7 tsikera
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Azo tsikeraina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce qu'on peut diviser [1.3#767]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12