|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandafika
Fototeny  2 lafika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce sous quoi on met ordinairement quelque chose, ce qui exige un coussinet, la manière de mettre quelque chose dessous [1.3#369]

Teny iditra (2/2)6  fandafika
Fototeny  7 lafika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Ody fanalefahana ny poizin' ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 A charm used to render the tangena ordeal innocuous. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 (de lafika : ce qu'on prend comme apéritif avant le repas). On appelait ainsi autrefois les préparations qu'on avalait avant d'être soumis à l'épreuve du tangena et qui est censé lui servir d'antidote ou tout au moins pallier ses effets les plus dangereux. [Merina] [1.196]
Ohatra  12  ody mahery tsy matin-tangena, fanevo-tana, fandafika, - tsy mba resin' izany hianao, ry Manamango, fa andriamanitra hianao [2.857#]
Voambolana  13  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12