Entry | 1 fandaharana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lahatra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana: ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny 16 [1.13] fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray |
Explanations in English |
17 [1.7] the act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program |
Explanations in French |
18 [1.8, 1.13] programme 19 [1.8] action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste 20 [1.13] rangement |
Examples |
21 [2.59#] Ary izao no fandaharana natao tamin'izany. 22 [1.357#] Aoka hohazavaina kely izany fandaharana izany. 23 [1.369#] Izahay tsy mba manana na teny finoana na fandaharana asa iombonana. |
Anagrams | 24 fandaharana, handafarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |