|
|
|
|

Teny iditra1  fandana
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fisaonana [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5 Ny fotoana isaonana ny vady maty
6 Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1]
Ohatra  7  Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. [4.27#]
8  Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#]
Tovy hevitra  9 fandalaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12