|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandalo-drary |
| Singan-teny | 2 fandalotra, 3 rary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara;
[2.69#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|