|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandalorana |
| Fototeny | 2 lalotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana
5 Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage
[1.3#378] 8 truelle, polissoir [1.3#145] |
| Ohatra |
9 Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano.
[2.470#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|