|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandama
Fototeny  2 lama
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the mode of smoothing [1.2]

Teny iditra (2/2)6  fandama
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8 the secretion called shew. The word in more frequent use for this now is filazana [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12