|
|
|
|

Entry1  fandambana
Part of speech  2  noun
Root  3  lambana
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny
5  [1.1] Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba

Anagrams  6  fanan-damba, fandambana

Updated on 2025/01/21