|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandambolambo
Root  2  lambolambo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara
Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1]

Entry (2/2)5  fandambolambo
Root  6  lambolambo
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8  Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1]

Updated on 2025/09/12