Entry | 1 fandaminana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lamina |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana |
Explanations in French |
8 [1.3#381] l'arrangement 9 [1.3#381] manière d'arranger 10 [1.13] implantation, agencement, organisation |
Examples |
11 [2.113#] Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? 12 [2.4#] Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. |
Anagrams | 13 fanamandina, fandaminana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |