|
|
|
|

Teny iditra1  fandaniana
Fototeny  2 lany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 consumption, using up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 consommation, l'action de dépenser [1.8]
Ohatra  6  Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana. [4.27#2004/06/11]
7  Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo. [1.369#]
8  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160]

Fivaditsoratra  9 fanadinana, 10 fandainana, fandaniana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12