|
|
|
|

Teny iditra1  fandanja
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
5 Azo lanjaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser [1.3#385]
Ohatra  7  Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296#]
8  ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12