|
|
|
|

Teny iditra1  fandanjana
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
5 Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena [1.1]
6 fomba entina mamantatra vesatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'action de peser, la balance, les instruments pour calculer, pour prendre les mesures [1.3#385]
8 pesée; mesure de masse [1.13]
Ohatra  9  Tsy nisy fandanjana, na fandrefesana, na fitsapana tao. [2.472#]
10  na fandanjana, toy ny raha hanam-bady, na hifidy asa, fa amin' ny raharaha andavanandro, hoy izy, iza no handany andro hikaroka izay antonony. [1.379#]
Voambolana  11  Fizìka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: fandanjana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02