|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandatsahana |
| Fototeny | 2 latsaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
5 Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! 6 Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra 7 Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo 8 Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 9 fandatsaham-bato |
| Teny iditra (2/2) | 10 fandatsahana |
| Fototeny | 11 latsaka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 éjaculation
[1.13] |
| Voambolana | 15 Haiaina |
| Tovy hevitra | 16 tsitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|