|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandefasam-peo |
| Singan-teny | 2 fandefasana, 3 feo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a radio transmitter; the act of radio transmission
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 émetteur de radio; émission radiophonique
[1.8] |
| Ohatra |
7 Izao dia tafaverina eto Parisy indray ary eto amin' ny fandefasampeo aho izao.
[2.332#]
|
| Voambolana | 8 Haitao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|