Entry | 1 fandehanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 leha |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana. Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia. Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina |
Anagrams | 7 fandehanana, fanendahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |