|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandinihana |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
5 Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana 6 Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 étude, observation
[1.13] |
| Ohatra |
8 Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
[2.606]
9 Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643] |
| Voambolana | 10 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|