| Entry | 1 fandinika |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 dinika |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... |
| Examples |
5 [2.285#] Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy. 6 [2.643#] vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. |
| Anagrams | 7 fandinika, nandafiky, nandifika |
| Updated on 2025/01/21 |
|