|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandoaka
Fototeny  2loaka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandoaka, mandavaka
Azo loahana [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fandoaka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny anglisy  7 A charm placed on the horns of a fighting bull that he may gore against his antagonist. Fandoahana [Rel. s.] also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Charme qu'on fixait aux cornes d'un taureau de combat pour qu'il blesse plus sûrement son adversaire. On dit aussi fandoahana (même racine). [Betsileo, Bara] [1.196]
Voambolana  9 Finoana

Fivaditsoratra  10 dakofana, 11 dokafana, 12 fanadoka, 13 fandoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13