|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandomana
Fototeny  2 lona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandrobohana maharitra ao anaty rano [1.1]
5 fanatsobohana anaty ranoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 trempage [1.13]

Teny iditra (2/2)7  fandomana
Fototeny  8 lona
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 [Rel. s. from mandona (lona).] A large earthen pot. (Prov.) [1.2]

Fivaditsoratra  fandomana, 11 mandonafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12