|
|
|
|

Teny iditra1  fandotsoana
Fototeny  2 lotso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao
5 Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12