|
|
|
|

Teny iditra1  fandova
Fototeny  2 lova
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandova
5 Azo lovana [1.1]

Fivaditsoratra  6 fandavo, fandova

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12