|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandovana
Fototeny  2 lova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 hérédité [1.13]
Ohatra  6  Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606#]
Lahatsoratra  7 Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)8  fandovana
Fototeny  9 lo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fanaovana izay hahatonga lo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12