|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrafetana |
| Fototeny | 2 rafitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanamboarana zavatra amin' ny hazo: Fandrafetana latabatra
5 Fanorenana: Fandrafetana trano 6 Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba 7 Fandaharana: Havanana amin' ny fandrafetana iohateny ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 carpenter work, construction work
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 travail de charpentier; construction
[1.8] |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|